Acts 21:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Jerosalema izahay dia nandray anay tamin’ny fifaliana ny rahalahy tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Jerosalema izahay, dia noraisin’ny havana iray finoana amin-kafaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tao Jerosalema izahay, dia faly nandray anay ny havana iray finoana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga tany Jerosalema izahay, dia nandray anay tamin'ny fifaliana ny rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Jerosalema izahay dia nandray anay tamin’ny fifaliana ny rahalahy tany.
malagasy
Ary nony tonga tany Jerosalema izahay, dia nandray anay tamin'ny fifaliana ny rahalahy.