Acts 21:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia niaraka taminay nankao amin’i Jakoba i Paoly; vory teo koa ny loholona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitso ihany dia niara-namangy an’i Jakôba izahay sy i Paoly, ary tafavory teo ny Pretra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso ihany dia niaraka tamin’i Paoly izahay nitsidika an’i Jakôba ary tafavory tao avokoa ny loholom-piangonana.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso dia niara-niditra tany amin'i Jakoba izahay sy Paoly; ary vory teo ny loholona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia niaraka taminay nankao amin’i Jakoba i Paoly; vory teo koa ny loholona rehetra.
malagasy
Ary nony ampitso dia niara-niditra tany amin'i Jakoba izahay sy Paoly; ary vory teo ny loholona rehetra. ]Gr. presbytera]