Acts 21:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niarahaba azy ireo i Paoly ary nilaza tamin’ny antsipiriany ny zavatra rehetra izay nataon’Andriamanitra azy tany amin’ny Jentilisa tamin’ny alalan’ny fanompoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa niarahaba azy ireo i Paoly, dia nolazainy tsirairay ny zavatra rehetra nampanaovin’Andriamanitra azy tamin’ny Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niarahaba azy rehetra i Paoly ary nitanisa ny asa vitan’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny fanompoany teo anivon’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niarahaba azy Paoly, dia nilaza tsirairay ny zavatra rehetra izay efa nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niarahaba azy ireo i Paoly ary nilaza tamin’ny antsipiriany ny zavatra rehetra izay nataon’Andriamanitra azy tany amin’ny Jentilisa* tamin’ny alalan’ny fanompoany.
malagasy
Ary rehefa niarahaba azy Paoly, dia nilaza tsirairay ny zavatra rehetra izay efa nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa izy.