Acts 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa nahita sambo nita ho any Foinika izahay dia nifindra sambo teo ka lasa nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao dia nahita sambo hankany Fenisia izahay, ka niakatra tao dia lasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo izahay no nahita sambo hiampita ho any Fenisia, ka dia niondrana tamin’io ary lasa nandeha.
Malagasy Bible 1865
ary nony nahita sambo nita ho any Foinika izahay, dia nifindra sambo teo ka lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa nahita sambo nita ho any Foinika izahay dia nifindra sambo teo ka lasa nandeha.
malagasy
ary nony nahita sambo nita ho any Foinika izahay, dia nifindra sambo teo ka lasa nandeha.