Acts 21:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany ireo dia nankalaza an’Andriamanitra. Ary hoy koa izy tamin’i Paoly: Hitanao, ry rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy izay efa mino; ary fatra-pitana ny lalàna izy rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany izy ireo, dia nankalaza an’Andriamanitra sy nanao taminy hoe: «Hitanao, ry rahalahy, fa arivo maro ny Jody nino izao, nefa mbola fatra-pitana ny Lalàna izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nandre izany izy rehetra, dia nanome voninahitra an’Andriamanitra ary nanao tamin’i Paoly hoe: –Ry rahalahy, hitanao izao fa an’aliny maro ny Jiosy tonga mpino, kanefa samy fatra-pitandro ny lalàna izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany ireo, dia nankalaza an'Andriamanitra; ary hoy koa izy tamin'i Paoly: Hitanao, rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy izay efa mino; ary fatra-pitàna ny lalàna izy rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany ireo dia nankalaza an’Andriamanitra. Ary hoy koa izy tamin’i Paoly: Hitanao, ry rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy* izay efa mino; ary fatra-pitana ny lalàna izy rehetra;
malagasy
Ary rehefa nandre izany ireo, dia nankalaza an'Andriamanitra; ary hoy koa izy tamin'i Paoly: Hitanao, rahalahy, fa tsy omby alinalina ny Jiosy izay efa mino; ary fatra-pitàna ny lalàna izy rehetra,