Acts 21:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no izy? Tsy maintsy ho ren’izy ireo ny nahatongavanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ahoana àry no hatao? Fa handre anao tonga izao ny olona, ka tsy maintsy hivory daholo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka inona àry no hatao? Tsy maintsy ho henon-dry zareo fa tonga eto ianao.
Malagasy Bible 1865
Ahoana ary no izy? Tsy maintsy ho reny ny nahatongavanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no izy? Tsy maintsy ho ren’izy ireo ny nahatongavanao.
malagasy
Ahoana ary no izy? Tsy maintsy ho reny ny nahatongavanao.