Acts 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia ataovy izao lazainay aminao izao: Misy efa-dahy izay nanao voady atỳ aminay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no aoka hataonao: misy lehilahy efatra nanao voady eto amintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ataovy izao lazainay aminao izao. Misy olona efa-dahy raiki- boady eto aminay.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia ataovy izao lazainay aminao izao: Misy efa-dahy etỳ izay nivoady;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia ataovy izao lazainay aminao izao: Misy efa-dahy izay nanao voady atỳ aminay,
malagasy
Ary noho izany dia ataovy izao lazainay aminao izao: Misy efa-dahy etỳ izay nivoady;