Acts 21:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ho tapitra ny herinandro dia nahita an’i Paoly teo amin’ny tempoly ny Jiosy avy tany Azia ka nampikotaba ny vahoaka rehetra sady nisambotra an’i Paoly,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa ho tapitra ny hafitoana, dia nahita an’i Paoly tao an-Tempoly ny Jody avy tany Azia, ka sady nampikorontana ny vahoaka rehetra no nisambotra azy tamim-piantsoana hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’ny Jiosy avy amin’ny faritany Azia tao an-kianjan’ny tempoly i Paoly nony efa ho tapitra ny herinandro fidiovana. Nampikotaba ny vahoaka manontolo ireo Jiosy ireo; ka sady nisambotra an’i Paoly
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ho tapitra ny hafitoana, dia nahita an'i Paoly teo an-kianjan'ny tempoly ny Jiosy avy tany Asia, ka nampikotaba ny vahoaka rehetra izy sady nisambotra an'i Paoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ho tapitra ny herinandro dia nahita an’i Paoly teo amin’ny tempoly* ny Jiosy* avy tany Azia ka nampikotaba ny vahoaka rehetra sady nisambotra an’i Paoly,
malagasy
[Ny nisamborana an'i Paoly, sy ny teny nalahany tamin'izany] Ary rehefa ho tapitra ny hafitoana, dia nahita an'i Paoly teo an-kianjan'ny tempoly ny Jiosy avy tany Asia, ka nampikotaba ny vahoaka rehetra izy sady nisambotra an'i Paoly,