Acts 21:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita an’i Trofimo efesiana niaraka taminy tao an-tanàna mantsy izy ireo ka noheveriny fa nampidirin’i Paoly tao amin’ny tempoly izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hitan’izy ireo niaraka tamin’i Paoly tao an-tanàna i Trôfima avy any Efezy, ka nataony ho nampidiriny tao an-Tempoly ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Niteny izany ry zareo satria hitany tafaraka tamin’i Paoly tao an-tanàna i Trôfimo izay avy any Efeso; ka noheveriny fa efa notarihin’i Paoly niditra tao an-tempoly).
Malagasy Bible 1865
(fa efa hitany rahateo fa niaraka taminy tao an-tanàna Trofimo Efesiana, ka nataony fa nampidirin'i Paoly teo an-kianjan'ny tempoly izy).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita an’i Trofimo efesiana niaraka taminy tao an-tanàna mantsy izy ireo ka noheveriny fa nampidirin’i Paoly tao amin’ny tempoly izy.
malagasy
(fa efa hitany rahateo fa niaraka taminy tao an-tanàna Trofimo Efesiana, ka nataony fa nampidirin'i Paoly teo an-kianjan'ny tempoly izy).