Acts 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahatsinjo an’i Sipra izahay dia nandalo azy tamin’ny ankavia ka nankany Siria ary niantsona tao Tiro satria tao no nesorina ny entan’ny sambo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahatsinjo an’i Sipra izahay, dia nandalo azy teo ankavia, fa nanitsy an’i Siria, dia nitody tao Tira, fa tao no hametrahana ny entan’ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsinjo an’i Sipra izahay ary dia nizotra tamin’iny atsimon’ny nosy iny hankany Siria. Nitody tao Tiro izahay fa tao no nametrahan’ny sambo ny entana notateriny.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahatsinjo an'i Kyprosy izahay, dia nandalo azy tamin'ny ankavia ka nankany Syria, dia niantsona tao Tyro; fa tao no notaterina ny entan'ny sambo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahatsinjo an’i Sipra izahay dia nandalo azy tamin’ny ankavia ka nankany Siria ary niantsona tao Tiro satria tao no nesorina ny entan’ny sambo.
malagasy
Ary nony nahatsinjo an'i Kyprosy izahay, dia nandalo azy tamin'ny ankavia ka nankany Syria, dia niantsona tao Tyro; fa tao no notaterina ny entan'ny sambo.