Acts 21:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nitady hamono azy ny olona dia nisy teny nakarina tany amin’ny mpifehy arivo tamin’ny antokon’ny miaramila nilaza fa mikotaba i Jerosalema manontolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa ndeha hovonoin’izy ireo ho faty i Paoly, kanjo nisy nilaza tamin’ny kômandin’ny miaramila fa mikorontana i Jerosalema manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa ndeha hovonoina i Paoly no nisy nampiaka-teny tany amin’ny komandin’ny andian-tafika rômanina, nampandre fa mihotakotaka i Jerosalema iray vohitra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitady hamono azy ny olona, dia nisy teny nakarina tany amin'ny mpifehy arivo tamin'ny antokon'ny miaramila nilaza fa mikotaba avokoa Jerosalema rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nitady hamono azy ny olona dia nisy teny nakarina tany amin’ny mpifehy arivo tamin’ny antokon’ny miaramila nilaza fa mikotaba i Jerosalema manontolo;
malagasy
Ary raha nitady hamono azy ny olona, dia nisy teny nakarina tany amin'ny mpifehy arivo tamin'ny antokon'ny miaramila nilaza fa mikotaba avokoa Jerosalema rehetra;