Acts 21:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niaraka tamin’izay ary dia naka miaramila sy kapiteny izy nihazakazaka nidina nankeo aminy; rehefa nahita ny mpifehy arivo sy ny miaramila ny olona dia nitsahatra tsy nikapoka an’i Paoly intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka naka miaramila sy Kapiteny niaraka tamin’izay izy, dia nihazakazaka nankany amin’izy ireo. Nony nahita ny komandy sy ny miaramila izy ireo, vao nitsahatra tsy nikapoka an’i Paoly intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia naka miaramila sy kapiteny ity komandy ka nihazakazaka nankany amin’ireo vahoaka. Nahita ny komandy sy ny miaramila ry zareo vao nijanona tsy nikapoka an’i Paoly intsony.
Malagasy Bible 1865
ary niaraka tamin'izay dia naka miaramila sy kapiteny izy ka nihazakazaka nidina nankeo aminy; ary raha nahita ny mpifehy arivo sy ny miaramila ny olona, dia nitsahatra tsy nikapoka an'i Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niaraka tamin’izay ary dia naka miaramila sy kapiteny izy nihazakazaka nidina nankeo aminy; rehefa nahita ny mpifehy arivo sy ny miaramila ny olona dia nitsahatra tsy nikapoka an’i Paoly intsony.
malagasy
ary niaraka tamin'izay dia naka miaramila sy kapiteny izy ka nihazakazaka nidina nankeo aminy; ary raha nahita ny mpifehy arivo sy ny miaramila ny olona, dia nitsahatra tsy nikapoka an'i Paoly.