Acts 21:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona akaiky ny mpifehy arivo dia nisambotra azy ka nandidy hamatotra azy tamin’ny gadra roa sady nanontany hoe: Iza moa izy, ary inona no nataony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona ny Komandy, ka nisambotra azy, sy nampamatotra azy tamin’ny rojo vy roa, ary nanontany hoe: «Iza moa izy, ary inona no nataony?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona an’i Paoly ny komandy ka nampisambotra azy ary nanome baiko hamatorana azy amin’ny gadra vy anankiroa, sady nanontany hoe: –Iza moa io? Ary inona no nataony?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy arivo nanakaiky, dia nisambotra azy ka nandidy hamatotra ary tamin'ny gadra roa, dia nanontany hoe: Iza moa izy, ary inona moa no nataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona akaiky ny mpifehy arivo dia nisambotra azy ka nandidy hamatotra azy tamin’ny gadra roa sady nanontany hoe: Iza moa izy, ary inona no nataony?
malagasy
Ary ny mpifehy arivo nanakaiky, dia nisambotra azy ka nandidy hamatotra ary tamin'ny gadra roa, dia nanontany hoe: Iza moa izy, ary inona moa no nataony?