Acts 21:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’ny zanatohatra izy dia nobatain’ny miaramila noho ny fifanosehan’ny olona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo amin’ny ambaratonga, dia nobatain’ny miaramila i Paoly, noho ny vahoaka efa nifanesika loatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony mby teo amin’ny tohatoha-bato, dia nobetain’ny miaramila i Paoly satria nahery setra ny vahoaka,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin'ny ambaratonga izy, dia nobetain'ny miaramila noho ny fifanosehan'ny olona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’ny zanatohatra izy dia nobatain’ny miaramila noho ny fifanosehan’ny olona
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin'ny ambaratonga izy, dia nobetain'ny miaramila noho ny fifanosehan'ny olona;