Acts 21:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria maro ireo olona nanaraka ka niantsoantso hoe: Vonoy Ilehio!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa vahoaka be no nanaraka sy niantsoantso hoe: «Vonoy izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa olona marobe no nanaraka sady nihoraka hoe: –Vonoy izy e!
Malagasy Bible 1865
fa ny olona maro nanaraka ka niantso hoe: Vonoy ilehio!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria maro ireo olona nanaraka ka niantsoantso hoe: Vonoy Ilehio!
malagasy
fa ny olona maro nanaraka ka niantso hoe: Vonoy ilehio!