Acts 21:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa noentiny tany anaty rova i Paoly dia hoy izy tamin’ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafiditra tao anaty rova i Paoly, dia nilaza tamin’ny komandy hoe: «Mba mahazo milaza zavatra aminao va aho?» Ary hoy izy: «Moa mahay teny grika va ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa hampidirina tao an-toby i Paoly, dia niteny tamin’ny komandy hoe: –Azoko atao ve ny mba milaza zavatra aminao? Dia nanontany azy ilay komandy hoe: –Mahay teny grika ve ianao?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin'ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa noentiny tany anaty rova i Paoly dia hoy izy tamin’ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao?
malagasy
Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin'ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao?