Acts 21:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy ianao va ilay Ejiptiana izay nampikomy ny olona vao haingana ka nitarika efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-tany efitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hay! tsy ianao akory ilay Ejiptianina nampikomy vahoaka farany teo, ka nitarika jiolahy efatra arivo tany an’efitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ianao izany ilay Ejiptianina nampikomy vahoaka farany teo, ka nitarika mpampihorohoro efatra arivo lahy tany an-taniefitra?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy ianao va ilay Egyptiana, izay nampikomy ny olona fahiny ka nitarika ny efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-efitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy ianao va ilay Ejiptiana izay nampikomy ny olona vao haingana ka nitarika efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-tany efitra?
malagasy
Moa tsy ianao va ilay Egyptiana, izay nampikomy ny olona fahiny ka nitarika ny efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-efitra?