Acts 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nijanona teo nandritra ny herinandro; ary izy ireo dia voatsindrin’ny Fanahy hilaza amin’i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ny mpianatra izahay, ka nitoetra tao hafitoana, ary notsindrian’ny Fanahy Masina izy ireo, ka nilaza tamin’i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita mpianatra tao izahay ka nijanona herinandro teo aminy. Nohazavain’ny Fanahy Masina ireo mpianatra ireo ka nandrara an’i Paoly tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nitoetra teo hafitoana; ary izy ireo dia voatsindrin'ny Fanahy hilaza amin'i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nijanona teo nandritra ny herinandro; ary izy ireo dia voatsindrin’ny Fanahy hilaza amin’i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.
malagasy
Ary nony nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nitoetra teo hafitoana; ary izy ireo dia voatsindrin'ny Fanahy hilaza amin'i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.