Acts 21:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa navelany i Paoly dia nitsangana teo amin’ny zanatohatra ka nanofa tanana tamin’ny olona. Rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin’ny teny hebreo izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia neken’ny komandy izany, ka nitsangana teo amin’ny ambaratonga i Paoly, nanofa tanana ny vahoaka; ary rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny tamin’ny teny Hebrio izy nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navelan’ny komandy hiteny izy. Ary nitsangana teo amin’ny tohatoha-bato i Paoly ka nanofahofa tanana hampangina ny vahoaka. Rehefa nangina tsara izy rehetra dia nitenenan’i Paoly tamin’ny teny aramianina hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly, rehefa navelany, dia nitsangana teo amin'ny ambaratonga ka nanofa tanana tamin'ny olona. Ary rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin'ny teny Hebreo izy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa navelany i Paoly dia nitsangana teo amin’ny zanatohatra ka nanofa tanana tamin’ny olona. Rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin’ny teny hebreo izy hoe:
malagasy
Ary Paoly, rehefa navelany, dia nitsangana teo amin'ny ambaratonga ka nanofa tanana tamin'ny olona. Ary rehefa nangina tsara ny olona, dia niteny mafy tamin'ny teny Hebreo izy ka nanao hoe: