Acts 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny fotoana nijanonana teo dia niainga izahay ka lasa nandeha ary naterin’izy rehetra mbamin’ny vady aman-janany hatrany ivelan’ny tanàna; ary nandohalika teo amoron-dranomasina izahay ka nivavaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tapitra ny hafitoana, dia niainga handeha izahay, ka nirohotra nanatitra anay hatrany ivelan’ny tanàna izy rehetra ombam-bady aman-janany. Nony mby teo amoron-dranomasina izahay, dia nandohalika nivavaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony lany anefa izany herinandro izany, dia lasa nanohy ny dia izahay. Nanatitra anay hatrany ivelan’ny tanàna izy rehetra ombàm-bady aman-janaka; dia niara-nandohalika teo amin’ny torapasika izahay ka nivavaka.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra izany andro izany, dia niala izahay ka lasa nandeha; ary izy rehetra mbamin'ny vadiny aman-janany dia nanatitra anay hatrany ivelan'ny tanàna; ary nandohalika teo amoron-dranomasina izahay ka nivavaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny fotoana nijanonana teo dia niainga izahay ka lasa nandeha ary naterin’izy rehetra mbamin’ny vady aman-janany hatrany ivelan’ny tanàna; ary nandohalika teo amoron-dranomasina izahay ka nivavaka;
malagasy