Acts 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa nifanao veloma izahay dia niondrana an-tsambo; fa izy ireo kosa dia niverina nody.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka rehefa nifanao veloma, dia izahay moa niondrana an-tsambo, izy ireo kosa niverina nody.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony vita ny fifanaovam-beloma, dia niondrana izahay; fa ry zareo kosa nandeha nody.
Malagasy Bible 1865
ary rehefa nifanao veloma izahay, dia nirotsaka an-tsambo; fa izy ireo kosa niverina nody.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa nifanao veloma izahay dia niondrana an-tsambo; fa izy ireo kosa dia niverina nody.
malagasy
ary rehefa nifanao veloma izahay, dia nirotsaka an-tsambo; fa izy ireo kosa niverina nody.