Acts 21:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny niafaran’ny dianay an-tsambo dia tany Ptolemaia rehefa avy tany Tiro; niarahaba ny rahalahy izahay ka nijanona indray andro teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Tira izahay, dia nankany Prôlemaìsy izay niafaran’ny nandehananay an-tsambo, ary niarahaba ny havana iray finoana izahay, dia nitoetra teo amin’izy ireo indray andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapitra hatreo ny dianay an-tsambo, fony izahay niala tao Tiro ka tody tany Ptôlemaîda. Dia niarahaba ny havana iray finoana tao Ptôlemaîda izahay ka nijanona indray andro teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny niafaran'ny nandehananay an-tsambo dia tany Tolemaia, rehefa avy tany Tyro; ary niarahaba ny rahalahy izahay ka nitoetra teo aminy indray andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny niafaran’ny dianay an-tsambo dia tany Ptolemaia rehefa avy tany Tiro; niarahaba ny rahalahy izahay ka nijanona indray andro teo aminy.
malagasy
Ary ny niafaran'ny nandehananay an-tsambo dia tany Tolemaia, rehefa avy tany Tyro; ary niarahaba ny rahalahy izahay ka nitoetra teo aminy indray andro.