Acts 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon’i Filipo evanjelista izay iray tamin’izy fito lahy ary nipetraka tao aminy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso dia nandeha izahay, ka tonga tany Sezarea; ary niditra tao an-tranon’i Filipo Evanjelista, anankiray tamin’izy fito lahy, ka nitoetra tao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga indray izahay ny ampitso ka tonga tany Kesaria; ary dia nandroso tao an-tranon’i Filipo mpitory Vaovao Mahafaly, ka nitoetra teo aminy. I Filipo dia anankiray tamin’ireo fito lahy voafidy tany Jerosalema,
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon'i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin'izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon’i Filipo evanjelista izay iray tamin’izy fito lahy ary nipetraka tao aminy izahay.
malagasy
Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon'i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin'izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay.