Acts 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijiny efatra izay samy naminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanana zanaka vavy virjiny efatra izay naminany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanan-janaka efatra mirahavavy, samy mbola mpitovy, izay nanana fanomezam-pahasoavana nilaza hafatra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijina efatra izay naminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijiny efatra izay samy naminany.
malagasy
Ary izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijina efatra izay naminany.