Acts 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy sy ianareo ray, henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry rahalahy sy ianareo ray, henoy ny teny alahatro aminareo ankehitriny, mba hanala tsiny ny tenako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ianareo havana sy ianareo ray aman-dreny, henoy ny teny alahatro aminareo ankehitriny mba hiarovako tena.
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy sy ianareo ray henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy sy ianareo ray, henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.
malagasy
Ry rahalahy sy ianareo ray henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.