Acts 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray aho: Tompoko, inona no hataoko? Ary hoy ny Tompo tamiko: Mitsangàna ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izaho: Inona no hataoko, Tompoko? Ka hoy ny Tompo tamiko: Mitsangàna, ary mankanesa any Damasy, fa any no holazaina aminao ny zavatra rehetra tsy maintsy ataonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany indray aho hoe: «Tompo ô, inona no tokony hataoko?» Dia hoy ny Tompo tamiko: «Mitsangàna, mankanesa ao Damasy, ka ao ianao no hilazana izay rehetra asain’Andriamanitra hataonao.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho: Tompoko, inona no hataoko? Dia hoy ny Tompo tamiko: Mitsangana, ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray aho: Tompoko, inona no hataoko? Ary hoy ny Tompo tamiko: Mitsangàna ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao.
malagasy
Ary hoy izaho: Tompoko, inona no hataoko? Dia hoy ny Tompo tamiko: Mitsangana, ka mandehana ho any Damaskosy; fa any no holazaina aminao izay rehetra voatendry hataonao.