Acts 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy nahajery noho ny famirapiratan’ilay hazavana aho dia notantanan’ireo niaraka tamiko ary tonga tany Damaskosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahita anefa aho azon’ny famirapiratan’izany fahazavana izany, ka notantanan’izay niaraka tamiko aho, vao tonga tany Damasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahita ny masoko, azon’ilay hazavana mamirapiratra teo, ka dia notantanan’ny mpiara-dia tamiko aho vao tonga tao Damasy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy nahajery aho noho ny famirapiratan'izany mazava izany, dia notantanan'ireo niaraka tamiko aho, ka dia tonga tany Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy nahajery noho ny famirapiratan’ilay hazavana aho dia notantanan’ireo niaraka tamiko ary tonga tany Damaskosy.
malagasy
Ary raha tsy nahajery aho noho ny famirapiratan'izany mazava izany, dia notantanan'ireo niaraka tamiko aho, ka dia tonga tany Damaskosy.