Acts 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehilahy iray antsoina hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin’ny Jiosy rehetra izay nonina teo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy lehilahy anankiray atao hoe Anania izay nanaraka ny Lalàna, sy tsara laza tamin’ny Jody rehetra nonina tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Damasy dia nisy lehilahy atao hoe Hananià, izay mpivavaka tsara sy mpanaraka ny lalànantsika sady tsara laza tamin’ny mponina jiosy rehetra tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy anankiray atao hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin'ny Jiosy rehetra izay nonina teo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehilahy iray antsoina hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin’ny Jiosy* rehetra izay nonina teo,
malagasy
Ary ny lehilahy anankiray atao hoe Ananiasy, mpivavaka manaraka ny lalàna sady tsara laza teo amin'ny Jiosy rehetra izay nonina teo,