Acts 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nanatona ahy ary nitsangana ka niteny tamiko hoe: Ry Saoly rahalahy, mahirata. Ary tamin’izany ora izany dia nahiratra aho ka nahita azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga nanatona ahy izy ary nitsangana teo anilako nanao hoe: Ry Saoly rahalahy, mahirata. Niaraka tamin’izay, dia nahita azy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao amiko izy, nijoro teo anilako ary nanao hoe: «Ry Saoly rahalahiko, mahirata!» Dia nahiratra teo no ho eo aho ka nahita azy.
Malagasy Bible 1865
dia nanatona ahy ary nitsangana ka nanao tamiko hoe: Ry Saoly rahalahy, mahirata. Ary tamin'izany ora izany dia nahiratra aho ka nahita azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nanatona ahy ary nitsangana ka niteny tamiko hoe: Ry Saoly rahalahy, mahirata. Ary tamin’izany ora izany dia nahiratra aho ka nahita azy.
malagasy
dia nanatona ahy ary nitsangana ka nanao tamiko hoe: Ry Saoly rahalahy, mahirata. Ary tamin'izany ora izany dia nahiratra aho ka nahita azy.