Acts 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony sy hahita Ilay Marina ary hihaino ny teny aloaky ny vavany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: Ny Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony, sy hahita ilay Marina, ary hihaino ny teny aloaky ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Hananià: «Efa voafidin’ilay Andriamanitry ny razantsika ianao mba hahafantatra ny sitrapony ary hahita an’ilay hany Marina sy handre ny teny aloaky ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony sy hahita ny Iray Marina ary hihaino ny teny aloaky ny vavany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony sy hahita Ilay Marina ary hihaino ny teny aloaky ny vavany;
malagasy
Ary hoy izy: Andriamanitry ny razantsika efa nanendry anao hahafantatra ny sitrapony sy hahita ny Iray Marina ary hihaino ny teny aloaky ny vavany;