Acts 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ho vavolombelony amin’ny olona rehetra ianao ny amin’izay efa hitanao sy renao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ianao no ho vavolombelony hanambara amin’ny olona rehetra izay efa hitanao sy renao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho vavolombelon’ilay hany marina ianao ka hanambara amin’ny olona rehetra ny zavatra efa hitanao sy renao.
Malagasy Bible 1865
fa ho vavolombelony amin'ny olona rehetra ianao ny amin'izay efa hitanao sy renao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ho vavolombelony amin’ny olona rehetra ianao ny amin’izay efa hitanao sy renao.
malagasy
fa ho vavolombelony amin'ny olona rehetra ianao ny amin'izay efa hitanao sy renao.