Acts 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, inona no andrasanao? Mitsangàna, aoka ianao hatao batisa ka hosasana ho afaka amin’ny fahotanao amin’ny fiantsoanao ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, inona no andrasana? Mitsangàna, raiso ny Batemy, ary mialà amin’ny fahotana, amin’ny fiantsoana ny Anaran’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa inona ankehitriny no andrasanao? Mitsangàna, antsoy ny anaran’i Jesoa ary aoka hatao batisa ianao ka ho voasasa amin’ny fahotanao.»
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny inona no mampijanona anao? Mitsangàna, miantsoa ny anarany, ary aoka hatao batisa ianao ka hosasana ho afaka amin'ny fahotanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, inona no andrasanao? Mitsangàna, aoka ianao hatao batisa ka hosasana ho afaka amin’ny fahotanao amin’ny fiantsoanao ny anarany.
malagasy
Ary ankehitriny inona no mampijanona anao? Mitsangàna, miantsoa ny anarany, ary aoka hatao batisa ianao ka hosasana ho afaka amin'ny fahotanao.