Acts 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga tany Jerosalema indray aho ka nivavaka teo amin’ny tempoly dia azon-tsindrimandry
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina tatỳ Jerosalema aho ka nivavaka tao an-tempoly, dia azon-tsindrimandry,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Tafaverina tany Jerosalema aho, ka raha mbola nivavaka tao an- kianjan’ny tempoly dia nisehoam-pahitana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tany Jerosalema indray aho ka nivavaka teo an-kianjan'ny tempoly, dia azon-tsindrimandry
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga tany Jerosalema indray aho ka nivavaka teo amin’ny tempoly* dia azon-tsindrimandry
malagasy
Ary rehefa tonga tany Jerosalema indray aho ka nivavaka teo an-kianjan'ny tempoly, dia azon-tsindrimandry