Acts 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nahita Azy nilaza tamiko hoe: Malakisa ianao, mialà haingana eto Jerosalema; fa tsy handray ny fanambarànao Ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nahita an’i Jesoa nilaza tamiko hoe: Haingàna ianao, mialà faingana eto Jerosalema, fa tsy handray ny fanambarànao Ahy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako ny Tompo ary izao no teniny tamiko: «Malakia ianao, ialao faingana i Jerosalema, fa ny mponina eto tsy hiraharaha ny fijoroanao ho vavolombelona hanambara Ahy.»
Malagasy Bible 1865
ka nahita Azy milaza amiko hoe: Maladia ianao, ka mivoaha faingana an'i Jerosalema; fa tsy handray ny fanambaranao Ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nahita Azy nilaza tamiko hoe: Malakisa ianao, mialà haingana eto Jerosalema; fa tsy handray ny fanambarànao Ahy izy.
malagasy
ka nahita Azy milaza amiko hoe: Maladia ianao, ka mivoaha faingana an'i Jerosalema; fa tsy handray ny fanambaranao Ahy izy.