Acts 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Tompoko, izy ireo dia mahalala fa ny mino Anao dia nataoko tao an-tranomaizina sady nokapohiko tao amin’ny sinagoga rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izaho: Tompoko, fantatr’izy ireo fa izaho no nandatsaka an-tranomaizina izay nino Anao, sy nikapoka azy tao amin’ny sinagoga;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliako hoe: «Tompo ô, fantany tsara fa mpitety ny sinagôga aho ary nataoko am-ponja sy nasaiko nodarofana kapoka ny mpino Anao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Tompoko, izy ireo mahalala fa ny mino Anao dia nataoko tao an-tranomaizina sady nokapohiko tao amin'ny synagoga rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Tompoko, izy ireo dia mahalala fa ny mino Anao dia nataoko tao an-tranomaizina sady nokapohiko tao amin’ny sinagoga* rehetra;
malagasy
Dia hoy izaho: Tompoko, izy ireo mahalala fa ny mino Anao dia nataoko tao an-tranomaizina sady nokapohiko tao amin'ny synagoga rehetra;