Acts 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny olona fa teny hebreo no nitenenany taminy dia vao mainka nangina izy ireo ka hoy i Paoly:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao ren’ny olona fa teny hebrio no nitenenany taminy, dia vao mainka nangina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony henon’ny olona fa teny aramianina no nitenenan’i Paoly taminy, dia vao mainka nangina izy rehetra. Ary hoy i Paoly:
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny olona fa teny Hebreo no nitenenany taminy, dia mainka nangina izy; ary hoy Paoly:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny olona fa teny hebreo no nitenenany taminy dia vao mainka nangina izy ireo ka hoy i Paoly:
malagasy
Ary nony ren'ny olona fa teny Hebreo no nitenenany taminy, dia mainka nangina izy; ary hoy Paoly: