Acts 22:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha nalatsaka ny ran’i Stefana maritioranao dia mba nitsangana teo koa aho ka nankasitraka sady niambina ny fitafian’ireo izay namono azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary fony izy nandatsaka ny ran’i Etienina maritirinao, dia tenako no nanatrika sy nankatò an’izany, ary niambina ny lamban’izay namono azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny namonoana an’i Stefàna vavolombelona nanambara Anao, dia teo koa aho. Nankasitrahiko ireo namono nahafaty azy, ary izaho no mpitan-damban’izy rehetra.»
Malagasy Bible 1865
ary raha nalatsaka ny ran'i Stefana martioranao, izaho koa dia mba nitsangana teo ka nanaiky sady nitandrina ny fitafian'izay namono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha nalatsaka ny ran’i Stefana maritioranao dia mba nitsangana teo koa aho ka nankasitraka sady niambina ny fitafian’ireo izay namono azy.
malagasy
ary raha nalatsaka ny ran'i Stefana martioranao, izaho koa dia mba nitsangana teo ka nanaiky sady nitandrina ny fitafian'izay namono azy.