Acts 22:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy tamiko: Mandehana, fa any an-tany lavitra amin’ny Jentily no anirahako anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Tompo tamiko: «Mandehana fa Izaho no haniraka anao any lavitra, ho amin’ny hafa firenena.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin’ny Jentilisa*.
malagasy
Ary hoy Izy tamiko: Mandehana, fa Izaho haniraka anao handeha lavitra any amin'ny jentilisa.