Acts 22:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantsoantso izy ireo sady nanala ny fitafiany ary nanipy vovoka ho amin’ny rivotra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola nihorakoraka sy nanipy lamba, ary nitora-bovoka eo izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horakoraka, tsipy lamba ary tora-bovoka ny an’ny olona amin’izany!
Malagasy Bible 1865
Ary raha niantso sy niala lamba ary nanipy vovoka ho amin'ny rivotra izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantsoantso izy ireo sady nanala ny fitafiany ary nanipy vovoka ho amin’ny rivotra
malagasy
Ary raha niantso sy niala lamba ary nanipy vovoka ho amin'ny rivotra izy,