Acts 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nanome baiko ny mpifehy arivo mba hoentina any an-dapa i Paoly, ary mba hadinina amin’ny kapoka izy, hahafantarany izay fototry ny nanakoran’ny olona azy toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nasain’ny komandy nentina tany anaty rova sy hadinina amin’ny kapoka i Paoly, mba hahalalany izay anton’ny nanakoran’ny olona azy toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka nanome baiko ny komandy hampidirana an’i Paoly ao amin’ny toby sy hikapohana azy mba hanerena azy hiteny, hahafantarana ny anton’ny anakoràna azy toy izao.
Malagasy Bible 1865
dia nasain'ny mpifehy arivo ho entina any anati-rova Paoly, ary nasainy hadinina amin'ny kapoka, mba hahafantarany izay fototry ny nanakoran'ny olona azy toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nanome baiko ny mpifehy arivo mba hoentina any an-dapa i Paoly, ary mba hadinina amin’ny kapoka izy, hahafantarany izay fototry ny nanakoran’ny olona azy toy izany.
malagasy
dia nasain'ny mpifehy arivo ho entina any anati-rova Paoly, ary nasainy hadinina amin'ny kapoka, mba hahafantarany izay fototry ny nanakoran'ny olona azy toy izany.