Acts 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha namatotra azy tamin’ny kofehy hoditra izy dia hoy i Paoly tamin’ny kapiteny izay nitsangana teo: Azonareo atao va ny mikapoka lehilahy romana izay tsy mbola nohelohina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa voafatotra tamin’ny anja-koditra sahady i Paoly vao nilaza tamin’ny kapiteny izay nanatrika teo hoe: «Moa mahazo mikapoka lehilahy Rômanina mbola tsy voaheloka akory va ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa voafatotra hokapohina i Paoly no niteny tamin’ilay kapiteny nanatrika teo hoe: –Azonareo kapohina ve ny olona mizaka ny zom-pirenena rômanina, na dia tsy mbola voatsara aza?
Malagasy Bible 1865
Ary raha namatotra azy tamin'ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin'ny kapiteny izay hitsangana teo: Mety aminareo va ny mikapoka lehilahy Romana izay tsy mbola nohelohina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha namatotra azy tamin’ny kofehy hoditra izy dia hoy i Paoly tamin’ny kapiteny izay nitsangana teo: Azonareo atao va ny mikapoka lehilahy romana izay tsy mbola nohelohina?
malagasy
Ary raha namatotra azy tamin'ny kofehy hoditra izy, dia hoy Paoly tamin'ny kapiteny izay hitsangana teo: Mety aminareo va ny mikapoka lehilahy Romana izay tsy mbola nohelohina?