Acts 22:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahare izany ilay kapiteny dia lasa nilaza tamin’ny mpifehy arivo hoe: Inona izao no hataonao fa Romana io lehilahy io?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny kapiteny, dia lasa nankany amin’ny komandy, nilaza hoe: «Inona ity hataonao? fa Rômanina io lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nandre izany teny izany ilay kapiteny, dia nandeha nampandre ny komandy sady nilaza hoe: –Inona ity hataonao? Olona mizaka ny zom-pirenena rômanina io lehilahy io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapiteny, nony nahare, dia lasa nilaza tamin'ny mpifehy arivo ka nanao hoe: Inona izao hataonao izao? fa Romana io lehilahy io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahare izany ilay kapiteny dia lasa nilaza tamin’ny mpifehy arivo hoe: Inona izao no hataonao fa Romana io lehilahy io?
malagasy
Ary ny kapiteny, nony nahare, dia lasa nilaza tamin'ny mpifehy arivo ka nanao hoe: Inona izao hataonao izao? fa Romana io lehilahy io.