Acts 22:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka niteny taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona an’i Paoly ny komandy, ka nanao taminy hoe: «Etsy ange, moa Rômanina va ianao?» Ary hoy izy: «Eny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatona an’i Paoly kosa ny komandy ka nanontany azy hoe: –Hono ho’aho, mizaka ny zom-pirenena rômanina ve ianao? Dia novaliany hoe: –Eny.
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka nanao taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka niteny taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.
malagasy
Dia nankeo aminy ny mpifehy arivo ka nanao taminy hoe: Lazao amiko: Romana va ianao? Dia hoy izy: Eny.