Acts 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay mpifehy arivo: Vola be no nahazoako izany zo izany. Fa hoy i Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy indray ny komandy: «Vola be no nahazahoako izany voninahitra izany.» Fa hoy i Paoly: «Ny nahaterahako kosa no nahazoako an’izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no tenin’ny komandy: –Izaho dia vola be tokoa no naloako hizakako ny zom-pirenena rômanina. Fa hoy i Paoly: –Izaho kosa vao teraka dia efa nizaka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy arivo namaly hoe: Vola be no nahazoako izany voninahitra izany. Fa hoy Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay mpifehy arivo: Vola be no nahazoako izany zo izany. Fa hoy i Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.
malagasy
Ary ny mpifehy arivo namaly hoe: Vola be no nahazoako izany voninahitra izany. Fa hoy Paoly: Izaho kosa efa nanana izany hatry ny fony vao teraka.