Acts 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho na hahafaty azy aza izany, ary namatotra azy, na lahy na vavy ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanenjika sy namono izay nanaraka izany fampianarana izany aza aho, ary namatotra azy na lahy na vavy, sy nampandatsaka azy an-tranomaizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nenjehiko nataoko maty aza ireo mpanaraka ny lalana nosoritan’ny Tompo. Nosamboriko na lahy na vavy ka nampidiriko am-ponja.
Malagasy Bible 1865
Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho hatramin'ny mahafaty azy aza, dia namatotra azy, na lahy na vavy, ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho na hahafaty azy aza izany, ary namatotra azy, na lahy na vavy ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina;
malagasy
Nanenjika izay nanaiky izany fampianarana izany aho hatramin'ny mahafaty azy aza, dia namatotra azy, na lahy na vavy, ka nanolotra azy hatao an-tranomaizina; [ Gr. lalana]