Acts 22:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho any amin’ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho mba hoentiko mifatotra hankany Jerosalema koa ireo izay hita tany mba hofaizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholona rehetra no vavolombeloko; fa nandray taratasy tamin’izy ireo ho an’ny rahalahy aho, dia nankany Damasy hamatotra sy hitondra izay hita tao ho atỳ Jerosalema mba hampijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorombe sy ny loholona rehetra no vavolombelona fa marina ny filàzako. Taminy manko no nahazoako taratasy ho an’ny Jiosy tany Damasy fony aho nandeha hisambotra ny mpino tao hoentina hofaizina atỳ Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin'ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba ho entiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo, mba hampijalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Mpisoronabe* sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho any amin’ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho mba hoentiko mifatotra hankany Jerosalema koa ireo izay hita tany mba hofaizina.
malagasy
ary ny mpisoronabe sy ny loholona rehetra no vavolombeloko, sady izy no nandraisako taratasy ho amin'ny rahalahy, dia nankany Damaskosy aho, mba ho entiko am-patorana hankany Jerosalema koa izay hita teo, mba hampijalina.