Acts 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lavo tamin’ny tany aho ary nandre feo niteny tamiko hoe: Saoly! Saoly! Nahoana no manenjika Ahy ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lavo tamin’ny tany terỳ aho, sady nandre feo nanao tamiko hoe: Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niankarapoka tamin’ny tany aho ary injay nisy feo reko niteny tamiko hoe; «Saoly, Saoly, nahoana no manenjika Ahy ianao?»
Malagasy Bible 1865
dia lavo tamin'ny tany aho ka nandre feo nilaza tamiko hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lavo tamin’ny tany aho ary nandre feo niteny tamiko hoe: Saoly! Saoly! Nahoana no manenjika Ahy ianao?
malagasy
dia lavo tamin'ny tany aho ka nandre feo nilaza tamiko hoe: Saoly, Saoly, nahoana ianao no manenjika Ahy?