Acts 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Iza moa Ianao, Tompoko? Ary hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, izay enjehinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly aho nanao hoe: Iza moa Ianao, Tompoko? Ary hoy Izy tamiko: Izaho no Jesoa avy any Nazareta izay enjehinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa nanontany hoe: «Iza moa izato Ianao, Tompoko?» Ary hoy ilay feo tamiko: «Izaho no i Jesoa avy any Nazareta, Ilay enjehinao.»
Malagasy Bible 1865
Ary izaho namaly hoe: Iza moa Hianao, Tompoko? Dia hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, Izay enjehinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Iza moa Ianao, Tompoko? Ary hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, izay enjehinao.
malagasy
Ary izaho namaly hoe: Iza moa Hianao, Tompoko? Dia hoy Izy tamiko: Izaho no Jesosy avy any Nazareta, Izay enjehinao.