Acts 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo izay niaraka tamiko dia nahita ny mazava, fa tsy mba nahare ny feon’Ilay niteny tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo niaraka tamiko izany, nahita ny fahazavana ihany, fa tsy nandre ny feon’Izay niteny tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpiara-dia tamiko dia nahita ilay hazavana, nefa sy mba nandre ny feon’ilay niteny tamiko.
Malagasy Bible 1865
Ary izay niaraka tamiko dia nahita ny mazava; nefa tsy mba nahare ny feon'izay niteny tamiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo izay niaraka tamiko dia nahita ny mazava, fa tsy mba nahare ny feon’Ilay niteny tamiko.
malagasy
Ary izay niaraka tamiko dia nahita ny mazava; nefa tsy mba nahare ny feon'izay niteny tamiko izy.