Acts 23:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nibanjina ny Sinedriona i Paoly ka niteny hoe: Ry rahalahy, izaho dia nanompo an’Andriamanitra tamin’ny fieritreretana tsara mandraka androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nibanjina ny Sanedrìna i Paoly ka nanao hoe: «Ry rahalahy ô, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra tamin-kitsim-po tokoa aho mandraka androany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nibanjina an’ireo mpitsara i Paoly ka nanao hoe: –Ry rahalahy, nitondra tena teo anatrehan’Andriamanitra tamin-kitsimpo tokoa aho mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly dia nibanjina ny Synedriona ka nanao hoe: Ry rahalahy, izaho nanompo an'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nibanjina ny Sinedriona* i Paoly ka niteny hoe: Ry rahalahy, izaho dia nanompo an’Andriamanitra tamin’ny fieritreretana tsara mandraka androany.
malagasy
Ary Paoly dia nibanjina ny Synedriona ka nanao hoe: Ry rahalahy, izaho nanompo an'Andriamanitra tamin'ny fieritreretana tsara mandraka androany.